Imanakasina イマナカシナ JICA 草の根技術協力事業 自然環境保全に関わる環境教育実践プログラム研修 成果品制作 :PBZT and ONE
マダガスカル語 1 Ity tantara ity dia tantara avy tany Madagasikara. Tantaran ilay zanakan-hazo atao hoe MAINTSO KELY: Ho hita ato amin ny tantara ity ny: -ny asan ny ala eo amin ny fiainana - ny loza mahazo ireo ala Dia manomboka ary ny tantara e! 日本語 1 これから始まるのはマダガスカルという国のミドリちゃんという名前の小さな木のお話しです それでは始まり始まり!
マダガスカル語 2 Indray andro hono: nisy tanana iray atao hoe DAGO Tanana feno ala hazo dia maintso daholo ny toerana. Falifaly sy salama tsara daholo ny olona satria madio ny rivotra. 日本語 2 あるところにダグ村という名前の村がありました その村にはたくさんの木が生えていて 見渡す限り緑でした きれいな風がふいていて 村人みんな元気で幸せに暮らしていました
マダガスカル語 3 Hita tao DAGO ny hazo maro sy ny hazo fihenam-boa(fruit). Tamana tsara ny ireo biby rehetra tao. Mihira ny vorona kely. Ny tanalahy miovaova loko. Ny sokatra mandeha moramora anaty bozaka. Ny bibilava moa dia jejo be. Ny maki sy ny gidro ala milalao any ambony hazo. 日本語 3 ダグ村の森にはたくさんの木の実がなり その森に住む動物もみんな幸せそう! 小鳥が歌っています カメレオンがチカチカ色を変えています カメがゆっくり草の合間を歩いています ヘビがニョロニョロと動いています ワオキツネザルの子ども達が木の上で遊んでいます
マダガスカル語 4 Mandeha tsara ny toetran andro. avy ny orana rehefa faharanatra ny rano dia ampy tsara sy madio 日本語 4 天気もいつも通り良い感じ 時期が来れば雨が降り 水はいつも必要なだけありました
マダガスカル語 5 Indray andro anefa tonga i BAROFO, olona maditra. BAROFO: Handeha hikapa hazo za! Aiza ny famakiko teo! Ny ampitso indray, BAROFO: Handeha hikapa hazo za! Aiza ny famakiko teo! Mitomany ny hazo rehetra. 日本語 5 ある日バルフという悪い男がやってきて言いました これから木を切りに行くぞ! おれの斧はどこだ! 次の日もバルフィは言いました これから木を切りに行くぞ! おれの斧はどこへいった! 森の木たちは恐ろしくて泣いてしまいました
マダガスカル語 6 Tonga indray i BAROFO ny maraina hafa. BAROFO: Handeha hikapa hazo za ataoko charbon. Aiza ny famakiko teo! De aiza ny briquette andorako azy! Tsy niteny ny olona fa nataotra an i BAROFO. May daholo ny ala sady mitomany. 日本語 6 また別の朝にバルフがやってきました 今日も木を切るぞ! 今度は炭を作ろう おれの斧はどこだ! 火をつけるライターはどこだ! 村人はバルフを怖がって何も言えませんでした 森は全部燃えてしまい 燃えながら木は泣いていました
マダガスカル語 7 May daholo ny ala afa tsy iray ihany dia MAINTSO KELY. Nisy vato be miaro azy tamin ny afon i BAROFO. Nitomany tao ambadiky ny vato izy. MAINTSO KELY: Aiza ary dada aiza ary i neny tena may daholo. Nandalo teo anefa i KOTO sy BOZY kely naheno an i MAINTSO nitomany. KOTO sy i BOZY: Mangina ah! Aza mitomany intsony fa izahay anao namanao. MAINTSO KELY: Marina ve? Ao any e! 日本語 7 森は一本の小さな木を残して全部燃えてしまいました 小さな体のミドリちゃんは大きな岩の陰で バルフの火からのがれたようです おとうさーん おかあさーん どこいっちゃったのー! みんな燃えちゃったの? ミドリちゃんは泣いています その声を聞いて クトゥとブジーがやってきました ミドリちゃん泣かないで 私たちが友達になってあげるから 本当に? うれしい! ミドリちゃんは喜びました
マダガスカル語 8 KOTO sy BOZY: Andao ianao atao anaty sobika dia manaraka anay e. MAINTSO KELY: faly be za zany fa avotra ihany ny taranako. Tsara karakana i MAINTSO KELY ka vetivety dia mitombo. Faly koa ny masoandro mahita azy ireo. 日本語 8 クトゥとブジーは言いました 私たちがかごに入れて連れて行ってあげる! みどりちゃんはブジーの頭に乗せられて こう思いました あぁよかった 私が頑張って子どもを増やしてまた緑の森を作らなきゃ! 村人のお世話が上手だったので ミドリちゃんはあっという間に大きくなりました その様子を見てお日様も喜んでいます
マダガスカル語 9 Dia nandeha ny volana, nandeha ny taona. Lasa lehibe i MAINTSO KELY sy KOTO sy BOZY. Namoa i MAINTSO KELY ka ireo zanaky MAINTSO KELY ireo. Dia nataon i KOTO sy BOZY Pepiniere. Tondrahana isan andro ireo zanaky MAINTSO. Faly ary i MAINTSO sy ny masoandro. 日本語 9 そうして長い時間がすぎました ミドリちゃんもクトゥもブジーも立派な大人になりました ミドリちゃんの子どももたくさんできました クトゥとブジーは木を育てる達人になりました ミドリちゃんの子ども達を毎日運び植えました ミドリちゃんもおひさまも大喜びです
マダガスカル語 10 Nambolena koa ireo zanakan-kazo rehetra. Nijerijery sy mikarakara ireo hazo foana i KOTO sy BOZY. Tany aosiana lasa ala matevina ny tao DAGO. i KOTO sy BOZY kosa mampianatra ny zanany amin ny tontolo iainana. KOTO sy BOZY: nareo rankizy an aza manimba ala fa namanantsika ireo. 日本語 10 ダグ村は再び森に囲まれた村になりました クトゥとブジーは自然について子ども達によーく教えています 森を壊しちゃだめよ 森は大切な友達だからね
マダガスカル語 11 Lasa tany maina kosa ny tany nisy an i MAINTSO taloha. Mamay be ny toerana. BAROFO: Tena may za zany. Tsy misy hazo hialofana akony. Tena may za zany! 日本語 11 ミドリちゃんがはじめに住んでいたあたりは 木も生えずさばくのように乾いていました あーあつい すごく暑いぞ! バルフが文句を言っています 木がないから日陰もないや あーーあつい!
マダガスカル語 12 Saika hiverina any DAGO misy an i MAINTSO i BAROFO fa tsy nety amin izay ny mponina. Olona: Tsy mahazo makaty ianao sy BAROFO fa andana mamboly hazo any. BAROFO: Mifina za! Fa andeha hamboly hazo mihintsy e. 日本語 12 暑さに耐えきれなくなったバルフは緑の多いダグ村までやってきました 村人は怒って言いました おまえは悪いやつだ! 森を守るこの村には入ってはだめだ! ごめんなさい もうしません 木を植えるお手伝いをしますから! バルフは心から謝り 村人に許してもらいました
マダガスカル語 13 Lasa lehibe ny MAINTSO KELY. Faly ary ny ankizy milalao eo akaikiny. 日本語 13 それから再び何十年もたち ミドリちゃんはおばあさんになりました その近くで子ども達が楽しそうに声をあげ 遊んでいます おしまい